|
|
|
|

Teny iditra1  Ratsimiseta Jasmina
Singan-teny  2 Ratsimiseta
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Ratsimiseta Jasmina (1890-1946) (Trézan). [3.1]
5 mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra. [2.313]
Fanazavàna teny frantsay  6 publiciste d'une vaste culture, à la fois poète, journaliste et auteur dramatique. [1.11]
Voambolana  7  Tantara: olona 8  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  9  Dobla efatra
10  Izay mananda no resy
11  Nofiko, hono!
12  Ny tsy amoizako azy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07